plt_tq/2ki/07/12.md

4 lines
291 B
Markdown

# Inona no noheverin'ny mpanjaka ho anton'ny nandaozan'ireo Syriana ny tobin'izy ireo?
Nihevitra ny mpanjaka fa niala tao amin'ny tobiny izy ireo mba hiafina any an-tsaha. Ka rehefa mivoaka ny tanàna ireo Israelita, dia ho ataon'ireo Syriana sambo-belona, ary hidiran'izy ireo ny tanàna.