# Inona no noheverin'ny mpanjaka ho anton'ny nandaozan'ireo Syriana ny tobin'izy ireo? Nihevitra ny mpanjaka fa niala tao amin'ny tobiny izy ireo mba hiafina any an-tsaha. Ka rehefa mivoaka ny tanàna ireo Israelita, dia ho ataon'ireo Syriana sambo-belona, ary hidiran'izy ireo ny tanàna.