plt_tq/2ki/03/21.md

8 lines
306 B
Markdown

# Iza tamin'ireo no niara-niangona mba hiady?
Ireo rehetra afaka nanao akanjo fiarovana no niara-niangona mba hiady.
# Inona no tao an-tsain'ireo Moabita rehefa nahita ilay rano izy ireo?
Rehefa nahita ilay rano ireo Moabita, dia nihevitra izy ireo fa ringana ireo mpanjaka telo, ary nifamono izy ireo.