# Iza tamin'ireo no niara-niangona mba hiady? Ireo rehetra afaka nanao akanjo fiarovana no niara-niangona mba hiady. # Inona no tao an-tsain'ireo Moabita rehefa nahita ilay rano izy ireo? Rehefa nahita ilay rano ireo Moabita, dia nihevitra izy ireo fa ringana ireo mpanjaka telo, ary nifamono izy ireo.