plt_tq/2jn/01/01.md

12 lines
453 B
Markdown

# Inona ny fiantsoana ampidiran'i Jaona ny tenany ao amin'ity taratasy ity?
Nampiditra ny tenany ho toy ny loholona izy.
# Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity?
Ny taratasy dia nosoratana tamin'ireo vehivavy voafidy sy ireo zanany.
# Ho an'iza no nilazan'i Jaona, fahasoavana, famindram-po, ary fiadanana ho tonga?
Nilaza fahasoavana, famindram-po, sy fiadanana tonga avy amin'Andriamanitra ilay Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy Zanany i Jaona.