# Inona ny fiantsoana ampidiran'i Jaona ny tenany ao amin'ity taratasy ity? Nampiditra ny tenany ho toy ny loholona izy. # Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity? Ny taratasy dia nosoratana tamin'ireo vehivavy voafidy sy ireo zanany. # Ho an'iza no nilazan'i Jaona, fahasoavana, famindram-po, ary fiadanana ho tonga? Nilaza fahasoavana, famindram-po, sy fiadanana tonga avy amin'Andriamanitra ilay Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy Zanany i Jaona.