plt_tq/2co/13/05.md

8 lines
383 B
Markdown

# Amin'ny inona no nilazan'i Paoly an'ireo mpino Korintiana mba dinihana sy tsapain'izy ireo?
Paoly dia nilaza azy ireo mba handinika sy hitsapa ny tenan'izy ireo raha amin'ny finoana izy ireo.
# Inona no nahatokisan'i Paoly fa ho hitan'ireo mpino Korintiana mahakasika an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy?
Nahatoky Paoly fa ho hitan'ireo mpino Korintiana hoe nekena izy ireo.