# Amin'ny inona no nilazan'i Paoly an'ireo mpino Korintiana mba dinihana sy tsapain'izy ireo? Paoly dia nilaza azy ireo mba handinika sy hitsapa ny tenan'izy ireo raha amin'ny finoana izy ireo. # Inona no nahatokisan'i Paoly fa ho hitan'ireo mpino Korintiana mahakasika an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy? Nahatoky Paoly fa ho hitan'ireo mpino Korintiana hoe nekena izy ireo.