forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
367 B
Markdown
8 lines
367 B
Markdown
# Nahoana i Paoly no niteny tamin'ireo Korintiana fa tsy ho vesatra ho azy ireo izy?
|
|
|
|
Nilaza izany tamin'izy ireo i Paoly mba hampisehoana azy ireo fa tsy nila izay azy ireo izy. Izy ireo no tadiaviny.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Paoly fa ho ataony am-pifaliana ho an'ireo mpino Korintiana?
|
|
|
|
Nilaza Paoly fa faly tanteraka handany sy ho laniana ho an'ny fanahin'izy ireo.
|