# Nahoana i Paoly no niteny tamin'ireo Korintiana fa tsy ho vesatra ho azy ireo izy? Nilaza izany tamin'izy ireo i Paoly mba hampisehoana azy ireo fa tsy nila izay azy ireo izy. Izy ireo no tadiaviny. # Inona no nolazain'i Paoly fa ho ataony am-pifaliana ho an'ireo mpino Korintiana? Nilaza Paoly fa faly tanteraka handany sy ho laniana ho an'ny fanahin'izy ireo.