plt_tq/2co/09/12.md

8 lines
432 B
Markdown

# Ahoana no hanomezan'ireo mpino voninahitra an'Andriamanitra?
Manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fankatoavana ny fibabohan'izy ireo amin'ny filazantsaran'i Kristy, sy ny fahalalan-tanana amin'ny fanomezan'izy ireo.
# Nahoana ireo mpino no naniry ny mpino tany Korinto rehefa nivavaka ho azy ireo?
Izy ireo dia naniry azy ireo nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra lehibe tafahoatra izay teo amin'ireo Korintiana.