# Ahoana no hanomezan'ireo mpino voninahitra an'Andriamanitra? Manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fankatoavana ny fibabohan'izy ireo amin'ny filazantsaran'i Kristy, sy ny fahalalan-tanana amin'ny fanomezan'izy ireo. # Nahoana ireo mpino no naniry ny mpino tany Korinto rehefa nivavaka ho azy ireo? Izy ireo dia naniry azy ireo nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra lehibe tafahoatra izay teo amin'ireo Korintiana.