plt_tq/2co/05/16.md

8 lines
290 B
Markdown

# Araka ny fomba inona no tsy hitsaran'ireo mpino na iza na iza intsony?
Ireo mpino dia tsy mitsara na iza na iza araka ny fomban'olombelona intsony.
# Inona no mitranga amin'izay na iza na iza ao amin'i Kristy?
Izy dia olom-baovao. Efa lasa ireo zavatra taloha; ary tonga vaovao izany.