# Araka ny fomba inona no tsy hitsaran'ireo mpino na iza na iza intsony? Ireo mpino dia tsy mitsara na iza na iza araka ny fomban'olombelona intsony. # Inona no mitranga amin'izay na iza na iza ao amin'i Kristy? Izy dia olom-baovao. Efa lasa ireo zavatra taloha; ary tonga vaovao izany.