plt_tq/2co/04/13.md

8 lines
417 B
Markdown

# Iza no hatsangana sy entina any amin'ilay nanangana ny Tompo Jesosy?
Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tahaka an'ireo mpino Korintiana dia ho entina any amin'ny fanatrehan'Izy izay nanangana ny Tompo Jesosy.
# Inona no hitranga vokatry ny fampielezana fahasoavana tamin'ny olona maro?
Araka ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro, no hitomboan'ny fanomezam-pisaorana ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra.