# Iza no hatsangana sy entina any amin'ilay nanangana ny Tompo Jesosy? Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tahaka an'ireo mpino Korintiana dia ho entina any amin'ny fanatrehan'Izy izay nanangana ny Tompo Jesosy. # Inona no hitranga vokatry ny fampielezana fahasoavana tamin'ny olona maro? Araka ny fahasoavana voaparitaka tamin'ny olona maro, no hitomboan'ny fanomezam-pisaorana ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra.