plt_tq/2co/04/01.md

12 lines
564 B
Markdown

# Nahoana i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy no tsy kivy?
Tsy kivy izy ireo nohon'ny asa fanompoana izay nananan'izy ireo ary satria nandray famindram-po.
# Inona avy ireo fomba nolavin'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy?
Nolavin'izy ireo ny fomba mahamenatra sy miafina. Tsy niaina tamin'ny fitaka izy ireo ary tsy nampiasa ny tenin'Andriamanitra tamin'ny tsy marina.
# Ahoana no nandidian'i Paoly sy ireo mitovy aminy ny tenan'izy ireo amin'ny feon'ny fieritreretan'ny olona ho eo imason' Andriamanitra?
Nanao izany tamin'ny fanehoana ny marina izy ireo.