# Nahoana i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy no tsy kivy? Tsy kivy izy ireo nohon'ny asa fanompoana izay nananan'izy ireo ary satria nandray famindram-po. # Inona avy ireo fomba nolavin'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy? Nolavin'izy ireo ny fomba mahamenatra sy miafina. Tsy niaina tamin'ny fitaka izy ireo ary tsy nampiasa ny tenin'Andriamanitra tamin'ny tsy marina. # Ahoana no nandidian'i Paoly sy ireo mitovy aminy ny tenan'izy ireo amin'ny feon'ny fieritreretan'ny olona ho eo imason' Andriamanitra? Nanao izany tamin'ny fanehoana ny marina izy ireo.