plt_tq/2co/03/04.md

8 lines
453 B
Markdown

# Inona no toky nananan'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'i Kristy?
Ny tokin'izy ireo dia tsy amin'ny fahaizan'ny tenan'izy ireo manokana fa amin'ny fahamendrehana izay omen'Andriamanitra azy ireo.
# Inona no fototry ny fanekena vaovao izay nanaovan'Andriamanitra an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy ho mpanompo?
Ilay fanekena vaovao dia mifototra amin'ny fanahy izay manome aina, fa tsy soratra izay mamono.