# Inona no toky nananan'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'i Kristy? Ny tokin'izy ireo dia tsy amin'ny fahaizan'ny tenan'izy ireo manokana fa amin'ny fahamendrehana izay omen'Andriamanitra azy ireo. # Inona no fototry ny fanekena vaovao izay nanaovan'Andriamanitra an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy ho mpanompo? Ilay fanekena vaovao dia mifototra amin'ny fanahy izay manome aina, fa tsy soratra izay mamono.