plt_tq/2co/01/01.md

8 lines
247 B
Markdown

# Iza no nanoratra an'ity epistily ity?
Paoly sy Timoty no nanoratra ny epistily.
# Ho an'iza no nanoratana ny epistily?
Nosoratana ho an'ny fiangonan'Andriamanitra izay tany Korinto izay sy ho an'ireo mpino rehetra manerana ny faritr'i Akaia.