# Iza no nanoratra an'ity epistily ity? Paoly sy Timoty no nanoratra ny epistily. # Ho an'iza no nanoratana ny epistily? Nosoratana ho an'ny fiangonan'Andriamanitra izay tany Korinto izay sy ho an'ireo mpino rehetra manerana ny faritr'i Akaia.