forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
370 B
Markdown
8 lines
370 B
Markdown
# Inona no nataon'i Sankeriba sy ireo razambeny tamin'ireo olon-kafa tamin'ny tanin'izy ireo?
|
|
|
|
Rava tanteraka izy ireo, satria tsy afaka hanampy azy ireo ny andrimaniny.
|
|
|
|
# Nahoana i Sankeriba no nilaza fa ireo Israelita dia tokony tsy hino an'i Hezekia?
|
|
|
|
Sankeriba dia te hamadika ireo olona tamim-pinoana fa Andriamanitra tsy hamonjy azy ireo amin'ny herin'ny tanany.
|