# Inona no nataon'i Sankeriba sy ireo razambeny tamin'ireo olon-kafa tamin'ny tanin'izy ireo? Rava tanteraka izy ireo, satria tsy afaka hanampy azy ireo ny andrimaniny. # Nahoana i Sankeriba no nilaza fa ireo Israelita dia tokony tsy hino an'i Hezekia? Sankeriba dia te hamadika ireo olona tamim-pinoana fa Andriamanitra tsy hamonjy azy ireo amin'ny herin'ny tanany.