plt_tq/2ch/31/20.md

8 lines
372 B
Markdown

# Taiza i Hezekia no nahatanteraka izany ary ahoana no nahavitan'izany?
Nahatanteraka izany i Hezekia nanoloana ny Joda rehetra ary vita tsara, marina, ary am-pitokiana teo anatrehan'i Yaveh izany.
# Tamin'ny fomba ahoana no nanatsaran'i Hezekia ny tetikasa tsirairay, ary inona no vokany?
Natsarain'i Hezekia tamin'ny fony avokoa ny teikasa rehetra, ary nahaomby izy.