# Taiza i Hezekia no nahatanteraka izany ary ahoana no nahavitan'izany? Nahatanteraka izany i Hezekia nanoloana ny Joda rehetra ary vita tsara, marina, ary am-pitokiana teo anatrehan'i Yaveh izany. # Tamin'ny fomba ahoana no nanatsaran'i Hezekia ny tetikasa tsirairay, ary inona no vokany? Natsarain'i Hezekia tamin'ny fony avokoa ny teikasa rehetra, ary nahaomby izy.