forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
401 B
Markdown
8 lines
401 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Hezekia izay vitan'ireo razambeny teo imason'i Yaveh?
|
|
|
|
Hezekia dia nilaza fa nanao fahadisoana ireo razambeny ary nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Andriamaniny.
|
|
|
|
# Inona no tsy nataon'ireo razambeny tao amin'ny toerana izay nonenan'i Yaveh?
|
|
|
|
Ireo razambeny dia tsy nandoro zava-manitra na nanolotra fanatitra dorana tao amin'ny toerana masina tamin'ilay Andriamanitr'Israely.
|