# Inona no nolazain'i Hezekia izay vitan'ireo razambeny teo imason'i Yaveh? Hezekia dia nilaza fa nanao fahadisoana ireo razambeny ary nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Andriamaniny. # Inona no tsy nataon'ireo razambeny tao amin'ny toerana izay nonenan'i Yaveh? Ireo razambeny dia tsy nandoro zava-manitra na nanolotra fanatitra dorana tao amin'ny toerana masina tamin'ilay Andriamanitr'Israely.