forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
341 B
Markdown
8 lines
341 B
Markdown
# Inona no natsangan'i Jotama tany Jerosalema?
|
|
|
|
Nanao ny vavahady ambonin'ny tranon'i Yaveh i Jotama, ary nanamboatra betsaka teo amin'ny havoan'i Ofela izy.
|
|
|
|
# Inona no naorin'i Jotama teo amin'ny havoana sy ny alan'ny Joda?
|
|
|
|
Nanamboatra tanàna tany amin'ny tany havoana i Jotama, ary nanamboatra rova sy tilikambo tany amin'ireo ala izy.
|