# Inona no natsangan'i Jotama tany Jerosalema? Nanao ny vavahady ambonin'ny tranon'i Yaveh i Jotama, ary nanamboatra betsaka teo amin'ny havoan'i Ofela izy. # Inona no naorin'i Jotama teo amin'ny havoana sy ny alan'ny Joda? Nanamboatra tanĂ na tany amin'ny tany havoana i Jotama, ary nanamboatra rova sy tilikambo tany amin'ireo ala izy.