plt_tq/2ch/26/04.md

8 lines
305 B
Markdown

# Ahoana no nanarahan'i Ozia ny fanoharan'ny rainy tamin'ny fifandraisany tamin'i Yaveh?
Ozia nanao izay tsara teo imason'i Yaveh ary nanokana ny tenany hitady an'Andriamanitra.
# Inona no nitranga tamin'i Ozia raha nitady an'i Yaveh izy?
Raha nitady an'i Yaveh i Ozia, dia nambinin'Andriamanitra izy.