# Ahoana no nanarahan'i Ozia ny fanoharan'ny rainy tamin'ny fifandraisany tamin'i Yaveh? Ozia nanao izay tsara teo imason'i Yaveh ary nanokana ny tenany hitady an'Andriamanitra. # Inona no nitranga tamin'i Ozia raha nitady an'i Yaveh izy? Raha nitady an'i Yaveh i Ozia, dia nambinin'Andriamanitra izy.