forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
423 B
Markdown
8 lines
423 B
Markdown
# Inona no nitranga tamin'ireo lehilahin'i Seira iray alina rehefa nentin'i Amazia nivoaka ny Lohasahan-tsira ny olony?
|
|
|
|
Nentin'i Amazia nivoaka ny Lohasahan-tsira ny olony ary nandresy ireo lehilahin'i Seira iray alina izy.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ireo tafik'i Joda tamin'ny fanampin'ireo lehilahin'i Seira iray alina izay mbola novonoin'izy ireo?
|
|
|
|
Natsipin'ny tafik'i Joda avy eo an-tampon'ny hantsana ireo lehilahin'i Seira.
|