# Inona no nitranga tamin'ireo lehilahin'i Seira iray alina rehefa nentin'i Amazia nivoaka ny Lohasahan-tsira ny olony? Nentin'i Amazia nivoaka ny Lohasahan-tsira ny olony ary nandresy ireo lehilahin'i Seira iray alina izy. # Inona no nataon'ireo tafik'i Joda tamin'ny fanampin'ireo lehilahin'i Seira iray alina izay mbola novonoin'izy ireo? Natsipin'ny tafik'i Joda avy eo an-tampon'ny hantsana ireo lehilahin'i Seira.