plt_tq/2ch/18/19.md

4 lines
212 B
Markdown

# Inona no nangatahan'i Yaveh hiseho rehefa niakatra tany amin'i Ramota Gileada i Ahaba?
Nangataka olona iray hitaona an'i Ahaba mpanjakan'Israely i Yaveh, mba hiakarany ka ho lavo eo amin'i Ramota Gileada izy.