# Inona no nangatahan'i Yaveh hiseho rehefa niakatra tany amin'i Ramota Gileada i Ahaba? Nangataka olona iray hitaona an'i Ahaba mpanjakan'Israely i Yaveh, mba hiakarany ka ho lavo eo amin'i Ramota Gileada izy.