plt_tq/2ch/15/12.md

8 lines
251 B
Markdown

# Inona no fanekekna nataon'ny olona?
Nanao fanekena ny olona nitadiavana an'i Yaveh tamin'ny fo sy fanahiny rehetra.
# Inona no hitranga amin'izay olona mandà ny hitady an'i Yaveh?
Ny olona izay mandà ny hitady an'i Yaveh dia hovonoina ho faty.