# Inona no fanekekna nataon'ny olona? Nanao fanekena ny olona nitadiavana an'i Yaveh tamin'ny fo sy fanahiny rehetra. # Inona no hitranga amin'izay olona mandà ny hitady an'i Yaveh? Ny olona izay mandà ny hitady an'i Yaveh dia hovonoina ho faty.