plt_tq/2ch/14/12.md

8 lines
269 B
Markdown

# Iza no namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda?
Yaveh no namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda.
# Inona no nataon'ireo tafika tamin'ireo tanàna manodidina an'i Gerara?
Noravan'ny miaramila ary nopotehiny ireo tanàna manodidina an'i Gerara.