# Iza no namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda? Yaveh no namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda. # Inona no nataon'ireo tafika tamin'ireo tanàna manodidina an'i Gerara? Noravan'ny miaramila ary nopotehiny ireo tanàna manodidina an'i Gerara.