plt_tq/2ch/12/11.md

4 lines
164 B
Markdown

# Nahoana ny hatezeran'i Yaveh no niala tamin'i Rehoboama?
Niala ny hatezeran'i Yaveh satria nanetry ny tenany i Rehoboama ary mbola maro ny tsara hita tany Joda.