# Nahoana ny hatezeran'i Yaveh no niala tamin'i Rehoboama? Niala ny hatezeran'i Yaveh satria nanetry ny tenany i Rehoboama ary mbola maro ny tsara hita tany Joda.