plt_tq/1ti/04/14.md

8 lines
323 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nandraisan'i Timoty ny fanomezana ara-panahy izay nananany?
Nomena an'i Timoty tamin'ny faminaniana miaraka amin'ny fametrahan-tanan'ireo loholona izany.
# Raha manohy am-pahatokiana ny fiainany sy ny fampianarany i Timoty, dia iza no ho voavonjy?
Hamonjy ny tenany i Timoty ary ireo izay mihaino azy.