# Ahoana ny fomba nandraisan'i Timoty ny fanomezana ara-panahy izay nananany? Nomena an'i Timoty tamin'ny faminaniana miaraka amin'ny fametrahan-tanan'ireo loholona izany. # Raha manohy am-pahatokiana ny fiainany sy ny fampianarany i Timoty, dia iza no ho voavonjy? Hamonjy ny tenany i Timoty ary ireo izay mihaino azy.