plt_tq/1ti/02/08.md

8 lines
273 B
Markdown

# Inona no nirian'i Paoly hataon'ireo olona,
Naniry ireo olona hivavaka sy hanandra-tanana masin'izy ireo i Paoly.
# Inona no nirian'i Paoly hataon'ny vehivavy?
Naniry ireo vehivavy hiakanjo akanjo mendrika ny tenany, amin'ny fahamaontinana sy fahafehezan-tena i Paoly.