# Inona no nirian'i Paoly hataon'ireo olona, Naniry ireo olona hivavaka sy hanandra-tanana masin'izy ireo i Paoly. # Inona no nirian'i Paoly hataon'ny vehivavy? Naniry ireo vehivavy hiakanjo akanjo mendrika ny tenany, amin'ny fahamaontinana sy fahafehezan-tena i Paoly.