plt_tq/1th/05/01.md

8 lines
287 B
Markdown

# Ahoana no hahatongavan'ny andron'ny Tompo hoy i Paoly?
Paoly nilaza fa ho avy tahaka ny mpangalatra amin'ny alina ny andron'ny Tompo.
# Inona no ho lazain'ny olona sasany rehefa tonga tampoka amin'izy ireo ny fahapotehana?
Ny olona sasany dia hilaza hoe: "Fiadanana sy filaminana."