# Ahoana no hahatongavan'ny andron'ny Tompo hoy i Paoly? Paoly nilaza fa ho avy tahaka ny mpangalatra amin'ny alina ny andron'ny Tompo. # Inona no ho lazain'ny olona sasany rehefa tonga tampoka amin'izy ireo ny fahapotehana? Ny olona sasany dia hilaza hoe: "Fiadanana sy filaminana."