plt_tq/1th/04/03.md

12 lines
436 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly hoe sitrapon'Andriamanitra ho an'ireo Tesaloniana?
Ny fahamasinan'ireo Tesaloniana no nolazain'i Paoly fa sitrapon'Andriamanitra.
# Tokony ahoana no hitondran'ny lehilahy ny vadiny?
Tokony hitondra azy ireo am-pahamasinana sy voninahitra ireo lehilahy.
# Inona no hiseho amin'ny rahalahy izay nanota tamin'ny filan-dratsiny?
Ny Tompo dia hamaly an'ireny rahalahy manota amin'ireny filan-dratsiny ireny.