# Inona no nolazain'i Paoly hoe sitrapon'Andriamanitra ho an'ireo Tesaloniana? Ny fahamasinan'ireo Tesaloniana no nolazain'i Paoly fa sitrapon'Andriamanitra. # Tokony ahoana no hitondran'ny lehilahy ny vadiny? Tokony hitondra azy ireo am-pahamasinana sy voninahitra ireo lehilahy. # Inona no hiseho amin'ny rahalahy izay nanota tamin'ny filan-dratsiny? Ny Tompo dia hamaly an'ireny rahalahy manota amin'ireny filan-dratsiny ireny.